|
|
|
|

Teny iditra1  ondrikely malahelo
Singan-teny  2  ondry, kely, malahelo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo [1.1]
Tovy hevitra  5  ondrikely kamboty

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08